Sakay (piment)
préventive🧪 Akora ilaina
Sakay : 500 g
Rano : 10 L
Ranon-tsavony : 10 ml
Habetsahany :
Sakay : 500 g
Rano : 10 L
Ranon-tsavony : 10 ml
📋 Fomba fanomanana azy
- Totoina ny sakay
- Androtsahana rano 2–3 L
- Avela hilona mandritran'ny 24 ora.
- Tatavanina
- Tapohana rano 10L
- Androtsahana ranon-tsavony
💧 Ny fampiasana azy
Afafy @ravina sy tahom-boly
FRÉQUENCE
Isan-kerinandro
MOMENT
Manomboka @5h ora hariva
🏺 Fitehirizana
Tehirizina @toerana maloka, tsy mafana be
⚠️ Mila fitandremana
TANDREMO : andramo ami'ny fototra voly vitsivitsy aloha vao atao izy rehetra, sao tsy zakan'ny volinao ilay sakay
🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto
