← Vahaolana rehetra

Ravina papaye

préventive
🧪 Akora ilaina

Ravina papaye vaovao : 1 kg

Rano : 10 L

Ranon-tsavony : 10 ml

Habetsahany :

Ravina papaye vaovao : 1 kg

Rano : 10 L

Ranon-tsavony : 10 ml

📋 Fomba fanomanana azy
  1. Sasana, avy eo tetehina ny ravina papaye
  2. Totina rehefa avy notetehina
  3. Androtsahana rano 5L
  4. Avela hilona mandritran'ny 24 ora na 1 andro, ary apetraka @toerana maloka
  5. Tatavanina sy tsihifina tsara
  6. Ny tsiranoka azo avy eo no ilaina ary taphana rano 10L
  7. Androtsahana ranon-tsavony : ilaina ami'ny fipetahan'ny fanafody eny @ravina
💧 Ny fampiasana azy

Afafy eny amin'ny ravina

Manosika ny bibikely tsy hanatony sy hipetra eny @ravina

FRÉQUENCE
Arahamaso tsara ny voly, ary atao isaky ny misy tranga
MOMENT
Maraina 6h-7h, hariva 4h- 6h
🏺 Fitehirizana

Tehirizina amin'ny toerana maloka, tsy azon'ny masoandro sy hamandoana be

Tsy tehirizina mandritra ny fotoana ela be

Herin'andro eo ihany dia havaozina ny taharo raha mbola mila

⚠️ Mila fitandremana
  1. Tandremo tsy ho lo ny taharo raha mijanona ela vao ampiasaina indray
  2. Tsy azo sotroina
  3. Atao amin'ny toerana tsy takatry ny ankizy
🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto