Ail+piment
préventiveFangaro ho an'ny fanafody 10L :
- tongologasy : 200 g
- Sakay pilo : 200 g
- Rano : 10 L
- Ranon-tsavony : 10 ml
Fangaro ho an'ny fanafody 10L :
- tongologasy : 200 g
- Sakay pilo : 200 g
- Rano : 10 L
- Ranon-tsavony : 10 ml
Totoina ny tongologasy sy sakay
Arotsaka ao ny rano 2 L
Haroina tsara hifangaro
Avela hilona 12ora hatramin'ny 24 ora ary apetraka amin'ny teorana maloka
FTatavanina amin'ny lamba manify
Tapohana rano 8L aveo mba hanome ny taharo ho 10L
Androtsaha ranon-tsavony 10 ml, dia vita
Pulvériser-na na afafy eny amin'ny ravina na ny gousse tanora.
Tsara kokoa raha afafy rehefa mody masoandro, manomnoka @4h ora sy sasany hariva eo
Averina atao raha nisy orana be taorin'ny famafazana
Tehirizina anay bidon misarona na tavoahangy misarona
Tsy avela hilona ela lotra koa nefa, tsara tonga dia ampiasaina izay taharo vita
Tandremo tsy ho voan'ny taharo ny maso na ny hoditr, mety hiteraka hidihidy @vatana sy ny maso
Tsy dia tsara afafy marainy satria mety handro ny ravina ny taharo rehefa mamay loatra ny masoandro


