Feuilles de tagètes+piment +Ail + eau
préventive et curative🧪 Ingrédients
Ravina mavoadala
sakay
tongolo gasy
tongolobe
rano
Quantités précises :
Ravina mavoadala 2 tànana
sakay 2
tongolo gasy hasiny 3
tongolobe 2
rano 2 kaopy
📋 Méthode de préparation
Totoina miaraka ireo fangaro ireo, ampangotrahina miaraka amin’ny rano 2 kaopy, avela hangatsiaka ary tatavanina
💧 Application
ranona fanafody 1 kaopy afangaro amin’ny rano 4L vao azo ampiasaina
Afafy amin'ny taho sy ny ravina
FRÉQUENCE
Isan-kerinandro
MOMENT
ny maraina mbola tsy migaingaina ny masoandro na amin'ny hariva rehefa malomaloka ny andro
🏺 Conservation
Ampiasaina avy hatrany
⚠️ Précautions importantes
Arovana tsy ho tafiditra any anaty maso ny fanafody
🐛 Efficace contre ces ravageurs
