← Toutes les solutions

Radriaka

préventive
🧪 Ingrédients

Ravina radriaka (Lantana camara)

Rano madio

Savony ranony hanambarana azy

Quantités précises :

Ravina radriaka 300 g

Rano 1 L

Ranon-tsavony 5–10 ml

📋 Méthode de préparation
  1. Angonina ny ravina
  2. Sasana
  3. Tetehana
  4. Androtsahana rano 1L
  5. Avela hilona 24ora na 1andro
  6. Tatavanina na tsihifina
  7. Androtsahana ranon-tsavony
  8. Atao anaty pulvérisateur.
💧 Application

Pulvériser-na maraina na hariva manomboka @4ora sy sasany (mody masoandro)

Arahimaso ny voly, jerena tsara raha mbola misy fanday, ary averina ny traitement raha mbola misy

FRÉQUENCE
isaky ny misy fanday
MOMENT
maraina :6h-7h / hariva : 16h30 - 17h
🏺 Conservation

Tehirizina amin'ny toerana maloka, maina , tsy azon'andro sy masoandro be

⚠️ Précautions importantes

Tandremana tsy hilona ela loatra

Atao amin'ny toerana azo antoka


🐛 Efficace contre ces ravageurs