← Vahaolana rehetra

Tephrosia

préventive
🧪 Akora ilaina

Ravina tephrosia 10 kg

Rano 20 L

Habetsahany :

Ravina tephrosia 10 kg

Rano 20 L

📋 Fomba fanomanana azy

Totoina ny ravina tephrosia

Androtsahana rano 20 L

Avela hilona 12 h

Tatavanina

💧 Ny fampiasana azy

Afafy eny amin'ny voly

FRÉQUENCE
isan-kerinandro
MOMENT
maraina :6h / hariva: 5h
🏺 Fitehirizana

Tehirizina amin'ny toerana maloka, maina, tsy azon'ny masoandro nefa tsy mandomando

⚠️ Mila fitandremana

Tandremana ny manokatra ny tavoahangy misy azy raha navela hipetra ela vao ampiasaina fa mety hipoaka

🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto