Laitue/Salade
« Salady »
1 / 3
📖 Ny mombamomba azy
Ny salady dia ao anatin’ny fianakaviana “Asteraceae”. Ao anatin’ny sokajin’ny legioma mandravina izy izany hoe ny raviny no tena ilaina fa tsy iandrasam-boa raha tsy hoe famokarana masomboly no tanjona. Mora vokarina izy ary haingam-pitombo.
🐛 Bibikely matetika manimba


