Pak choï
« Pak choï »
1 / 4
📖 Ny mombamomba azy
Ny Pak choï dia legioma mandravina na voly mandravina , ao amin'ny fianakavian'ny (anana) Brassicaceae, manana ravina maitso sy taranja matevina, fotsy na maitso mazava. Voly mandavataona, eo amin’ny roa hatramin’ny telo volana eny ny faharetany fambolena azy ,fohy fotoampambolena izy ary azo jinjaina mbola tanora aza. Ny ravina sy ny tahony dia samy azo hanina. Afaka afafy mivantana izy amin’ny alalan’ny voa ary afaka afindra ihany koa ( izany hoe manao taniketsa kely )



